Miarahaba ny
Maintimolalin'ny
Lisea Laurent Botokeky rehetra
Sarobidy ny Fifandraisana amin’ny Mpinamana sy Mpiara-mianatra taloha. Ity dia sehatra ho an’ny tsirairay mba hifandraisany amin’ny namana sy mpiara-mianatra hatry ny ela.
Sary Fahatsiarovana
Fivoriana ara-potoana faharoa tao Toliara
Feon'ny MAINTIMOLALY LLB
Mizara ny Soa azony tao amin’ny LLB ireo Maintimolaly
Nahitako soa, namolavola ahy ny LLB. Ankihitriny raha sady Mpampianatra Mpikaroka eny amin'ny Anjery manontola no Governoran'ny Faritra Atsimo-Andrefana, dia azo lazaina fa nohon'ny fanabeazana sy fampianarana azoko tamin'ireo mpampianatra ahy rehetra tao amin'ny LLB
Dr Edally Ranoelison
Filoham-boninahitra
Nahitako soa, namolavola ahy ny LLB. Ankihitriny raha sady Mpampianatra Mpikaroka eny amin'ny Anjery manontola no Governoran'ny Faritra Atsimo-Andrefana, dia azo lazaina fa nohon'ny fanabeazana sy fampianarana azoko tamin'ireo mpampianatra ahy rehetra tao amin'ny LLB
Clermont Mahavonjy
Filohan'ny Fikambanana